Blaogin’ny Namana Serasera Just another weblog

Tonga soa eto amin'ny (blaogy.org). Tahaka ny blaogy.com dia takelaka hanomezana toerana ireo namana ao amin'ny serasera.org mba hametrahany ny blaoginy koa ny eto amin'ny blaogy.org. Malalaka ny safidy na hampiasa ny blaogy.org ianao na hampiasa ny blaogy.com na hampiasa azy roa mihitsy.
Koa mahereza daholo indray ary.

Maro ihany koa ireo zavatra atolotry ny blaogy.org. Midira sy manorata dia ho hitanao.
Raha toa moa ianao mbola tsy mpikambana ao amin'ny serasera dia azonao atao ny misoratra anarana dia miverina eto rehefa avy eo.

Pater Noster

ikalamako 2012-02-02 19:59:26

Notre Père qui êtes aux cieux Restez-y Et nous nous resterons sur la terre Qui est quelque fois si jolie Avec ses mystères de Paris Qui valent bien celui de la Trinité Avec son petit canal d... Continue Reading »

2012

sipagasy 2012-01-03 11:31:10

Tonga indray hono ny taona vao² koa dia am-pifaliana hatrany no ahatongavako eto hitantara kely ny mba fety niarahako t@ havana aman-tsakaiza e! Ny 29/12/2011dia efa tonga ry Mr et Mme Berger, ire... Continue Reading »